FITIA VAOVAO (HIRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na eo aza ireo indrisy
Fahavalo manenjika gpuyepw ahy sy ianao
Toa vao maika koa mampitsiry tsara
Ilay fitia vaovao.
Hiezaka aho mba hanorina
Sy hanamafy tsara koa
Hiezaka aho ho fifaliana
Ny fiarahan-tsika roa.
Ireo manodidina ahy sy ianao
Tsy manao afa-tsy tsikera
Anefa ilay fitia vaovao
Tsy tononkira.serasera.org hofaranana sanatria ho avela
Toa hitako foana ianao
Manaloka bcjoxoz ahy eo aloha eo
Fa na nofy izany na tena izy
Raha izaho, izaho tsy ho ghtt leo
Mahatsiaro ho tsy ampy sahady aho
Na fotoana fohy aza ianao no tsy ho eo.
Tonony sy feony : Henri Rachel
Fahavalo manenjika gpuyepw ahy sy ianao
Toa vao maika koa mampitsiry tsara
Ilay fitia vaovao.
Hiezaka aho mba hanorina
Sy hanamafy tsara koa
Hiezaka aho ho fifaliana
Ny fiarahan-tsika roa.
Ireo manodidina ahy sy ianao
Tsy manao afa-tsy tsikera
Anefa ilay fitia vaovao
Tsy tononkira.serasera.org hofaranana sanatria ho avela
Toa hitako foana ianao
Manaloka bcjoxoz ahy eo aloha eo
Fa na nofy izany na tena izy
Raha izaho, izaho tsy ho ghtt leo
Mahatsiaro ho tsy ampy sahady aho
Na fotoana fohy aza ianao no tsy ho eo.
Tonony sy feony : Henri Rachel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIRAVangy : 4465
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DERATOX
Daty : 27/10/2007 09:16
