You are here: home > Tononkira > HIRA

'NDAO HIKOTABA (HIRA)

Efa ela be no tsy nilalao Andao hikotaba indray
Adinoy any ny ahiahy Fa avia hiaraka aminay

Dia araho tsara ny mozika
Dia sady mandihy no mikiakiaka

Avia ry akama hikorana fa milay be ny ato an-tanĂ na
Mozika feno hatanorana hafanao f’aza mianahana
Dia araho tsara ny mozika
Dia sady mandihy no mikiakiaka

Tsisy miala fa samy mahatanty
Na hisotrosotro na hivazivazy
Manala azy tsy misy bedy
Aleo hiodina eo ny revy
Antsoy ny akama hikorana
@reto revy be mafana
mozika be no sady milay
hoan’sipa sy ny kofboay

Ianao izay marary an-doha Mankanesa ety aloha
Ny fety hitohy mandra-maraina MitTsiky dia ampyondra mody tsy miala-maina
Dia araho tsara ny mozika
Dia sady mandihy no mikiakiaka

Aza maka lagy, Mandihiza bainina
Aleo ny fety hitohy mandra-maraina
Dia ny olana aleo hisinda raim
Fa eto tsisy revy manaintaina
Tanora ny ato fa aza asiana resaka antitra
Sotroy ny beks dia avy eo ialahy misy manatitra
Ny sipa manovokovoka, ny bandy etsy mandamina
Zairina ’zay rovitra, dia hatsangana ’zay fanina
Revenareo ve ’lay lalao oueh!
Tabatabao, tabatabao oueh!
Dia aza misy miala pà, f’andao hiaraka aminay
Kozio hoe eoah eoah dia ataovy ambony ny tanan’ialahy

TONONY: Ndranto, Raboussa
FEONY: Andry Ramamonjisoa

Mpihira : HIRA
Mpamaky : 3002
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : DERATOX
Tamin'ny : 13/10/2007 07:18:14
ID : 4787

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo