Marotia (Ma Trehina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa varimbariana eny ianao ry havako iny e!
E!! tubtxtv Rahoviana indray vao hiaona indray isika roa
Toa tsaroako foana ilay indray hariva iny e!
Nizarazara fitia teny a Maro Tia
Manina andry aho ry tiko dia mihira
Mba buvuer rahoviana indray vao hiaona indray isika roa
Ndry koa ve mba mahatsiaro rsetxxr ilay hariva iny e!
Toa te hitomany aho manembonembona andry
Toa manisa ora rehefa hody
Fa samy tsy mahafoy ny hifandao
Dia miara-miteny moramora oe tiako ianao
Tsy ho hay hadinoina ilay ora niarahantsika roa tamin’izay
Toa samy manontany tena hoe rahoviana indray
Toa nofy iany angamba raha izaho
No oe ahafohy híala aminao
Fa Mbolamanantena andry foana anie hatramizao
Tsy ho hay hadinoina ilay tononkira.serasera.org ora niarahantsika roa tamin’izay

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Ma TrehinaVangy : 1222
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenosou joel
Daty : 21/10/2021 22:53