Miverena (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala tadidinao irony
Fotoana niarahana antsika irony
Kanef'izao lasa ianao nandao tononkira.serasera.org ahy
Tsy tsaroanao intsony irony fahiny
Miverena aty f'izaho eto ihany
Tsaroako banga foana ilay toeranao iny
Oh oh!! malala
Maro be 'reo zavatra efa vita
Tsy haiko ho fafana nboerizu e, mamatotra antsika
Hifonako riumxfo aminao azcyupf ireo ditra
Ho soloiko tambitamby akia rehefa eo ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RataryVangy : 2541
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:21