Miverena (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala tadidinao irony
Fotoana niarahana antsika irony
Kanef'izao tdspluw lasa ianao nandao ahy
Tsy tsaroanao intsony irony fahiny
Miverena aty tononkira.serasera.org f'izaho eto ihany
Tsaroako banga foana ilay toeranao iny
Oh oh!! malala
Maro be 'reo zavatra efa gocjf vita
Tsy haiko ho fafana e, mamatotra antsika
Hifonako kpzryt aminao ireo ditra
Ho soloiko tambitamby akia rehefa eo ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RataryVisites : 2585
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/03/2015 20:21