Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala tadidinao irony
Fotoana niarahana antsika irony
Kanef'izao lasa ianao rlprkoc nandao ahy
Tsy tsaroanao intsony irony fahiny
Miverena aty f'izaho eto petdfq tononkira.serasera.org ihany
Tsaroako banga foana ilay toeranao iny
Oh oh!! malala
Maro be 'reo zavatra efa vita
Tsy haiko ho fafana e, mamatotra antsika
Hifonako ufugjb aminao ireo ditra
Ho soloiko tambitamby akia rehefa eo ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RataryVangy : 2646
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:21