Ho Melohina Va ? (Barijaona sy O'Suzah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho melohina fntd va ny foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No tononkira.serasera.org natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko oriory
Eny, eny ho aho ry foko kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa hmtwv any andro hifalian' izaho sy ianao
Ho melohina bmwlst va ny foko
Raha niantefa taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No tononkira.serasera.org natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko oriory
Eny, eny ho aho ry foko kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa hmtwv any andro hifalian' izaho sy ianao
Ho melohina bmwlst va ny foko
Raha niantefa taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barijaona sy O'SuzahVangy : 10417
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/08/2002 12:20
