Ho Melohina Va ? (Barijaona sy O'Suzah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho melohina va ny fqixcq foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha kidehit tsy tianao hangaina
Izany foko oriory

Eny, eny tononkira.serasera.org ho aho ry foko kely
Izay mizaka euixfyvm izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifalian' izaho sy ianao

Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona sy O'Suzah
Vangy : 10149
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/08/2002 12:20
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098