Ho Melohina Va ? (Barijaona sy O'Suzah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko oriory

Eny, eny ho aho fhehr ry foko kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifalian' izaho fjzzok sy ianao

Ho melohina va ny foko
Raha niantefa oxpya taminao
Asa ianao ry tononkira.serasera.org nantenaina
Asa izay sitrakao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barijaona sy O'Suzah
Hits : 10150
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 13/08/2002 12:20
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088