Tsy tsipolitra (Ralanto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsipolitra ery an-tany ngazana
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana
Raha fitiavana tsy misy sbkavj takalo

Izany elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tsy mba xiejxlh taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory
Toa voahirana tononkira.serasera.org anaty kamory

Tsy hiraraka mantsy ny kintana
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy wkov handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso

Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ralanto
Vangy : 1976
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 17/02/2022 23:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111