Tsy tsipolitra (Ralanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mrpleupn tsipolitra ery an-tany ngazana
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tononkira.serasera.org tsy mba aqxm taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory
Toa voahirana anaty kamory
Tsy hiraraka mantsy ny kintana faxev
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tononkira.serasera.org tsy mba aqxm taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory
Toa voahirana anaty kamory
Tsy hiraraka mantsy ny kintana faxev
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RalantoVisites : 2056
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 17/02/2022 23:12
