Tsy tsipolitra (Ralanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsipolitra ery an-tany ngazana
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana sfoz
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany itucbngk elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tsy mba taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory
Toa voahirana anaty kamory
Tsy hiraraka mantsy ny kintana
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny qsaw anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa tononkira.serasera.org andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana sfoz
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany itucbngk elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tsy mba taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory
Toa voahirana anaty kamory
Tsy hiraraka mantsy ny kintana
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny qsaw anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa tononkira.serasera.org andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RalantoHits : 2058
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 17/02/2022 23:12
