Hihira aho (Nivo & Serge Rahoerson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dodona ery tsy mahalala tononkira.serasera.org ora
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho anao
Fa mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io eo ihany
Raha ianao sy ny hira qzuf srvo no manao fotoana
Tsy ho lavitra ahy jxfjb fa hitoetra foana
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho anao
Fa mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io eo ihany
Raha ianao sy ny hira qzuf srvo no manao fotoana
Tsy ho lavitra ahy jxfjb fa hitoetra foana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Nivo & Serge RahoersonHits : 4350
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 02/05/2015 13:02
