Hihira aho (Nivo & Serge Rahoerson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dodona ery tsy mahalala ora
Maika hifoha tsy bxtwhnnj miandry maraina
Tsy rano tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa tononkira.serasera.org ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho anao
Fa mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io eo ihany
Raha ianao sy pcgnz ny hira no manao fotoana
Tsy ho lavitra pfksfo ahy fa hitoetra foana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nivo & Serge RahoersonVangy : 4245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2015 13:02