Hihira aho (Nivo & Serge Rahoerson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dodona ery tsy mahalala ora
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira tononkira.serasera.org no aleha

Hihira vwbg aho ho anao
Fa mamiko ny qqzu hira ho anao

Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io eo ihany
Raha ianao sy ny hira no zjfeshd manao fotoana
Tsy ho lavitra ahy fa hitoetra foana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nivo & Serge Rahoerson
Visites : 4316
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 02/05/2015 13:02
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127