Tsy kivy (Rastefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny hariva, harivan'ny ririnina, mamirifiry ohdlnzs mila tsy ho tanty
Ny fahoriana sy ny adim-piainana mavesatra toa mila tsy ho zaka
Ny tenanao manify dia manify tsy mahita e, ny fiadanana mba revinao
Fa tandra vadin-koditra mipetaka madity ny adin-tsaina izay mangeja anao
Izay rehetra aleha toa sahona maneno, ny vita mila hanenenanao
Ny feo miantso ts'isy mba mihaino e, tsy misy valiny io hatramin'izao
Tsy kivy anefa ianao fa mikaroka hatrany, ny lalana izay mba hizoranao
Ny lasanao rehetra tsy mba maty akory izany, fa hitarafana ny ho avinao
Iza no tia, ka iza no tsy tia? Ezaho ka fantarinao hatrany
Iza no afaka mba hiara-dia e, hialao pa akia izay be vinany
Ka ny safosafo, safosafon'olon-tiana e, hitondra hafanana ho anao
Fa ny tsikitsiky, tsikitsikin'olon-tiana e, hanaisotra ny hatezeranao.
Ny lambolambo sy ny tampi-maso e, fomba efa fanao hatramin'izay
Ka nampitomany tononkira.serasera.org nandatsa-dranomaso, tonga saina ianao ka aoka izay
Ny vintana ny lahatra ny anjara sy ny sisa e, ianao tsy mba mivaky loha amin'izany
Tsy manaiky resy, tsy manaiky jakrehz akia ra sipa e, araho tsikitsiky fhcwkhz ny tomany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RastefaVangy : 5093
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 5laody
Daty : 07/02/2015 12:09