You are here: home > Tononkira > Rastefa

EMBONA (Rastefa)

                                

1-Isaky ny merika ny andro ahatsiarovako any Fianarantsoa any,
  Mampahatsiaro ilay tanana misy ireo akama izay navelako any,

Ref: Aiza daholo hoaho ny akama fahiny,
       Izaho izay tompon-tany indray no lasa vahiny.tononkira.serasera.org

2-Midina avy eny Tananambony aho ho eny Antarandolo efa niova ny tontolo,
  Hatramin`ireo  zakarandahy haingon`ny tanana tsy mba hitako eny intsony.

3-Efa folo taona mahery no nialako tany valovotaka aho aty,
  Tena mikorosy ilay tanana ka mila hampitomany raha ampitahana aty.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rastefa
Mpamaky : 66
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : nantenaina2
Tamin'ny : 13/07/2019 11:26:37
ID : 11897

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo