Ny ginako (Thina A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nangina aho
Ka ninia nampirina ny peniko
Tsy hoe nandao
Na tsisy koa izay hoteneniko
Fa maka bahana…
Manangon-kery rkcef tsy hampianjera
Mameno fahana,
Hoenti-miatrika tsikera

Izay ny iray
Fa misy koa ny tsy afangaro
Hatramin’izay
Loza tononkira.serasera.org ny ahy fa saro-piaro
Amy soratro
Satriko hozaraina foana
Nefa holatro
Nandaniako ny foana

Dia tantara mirakitra ny dia cjoh sy ireo lasako
Ka hizara ny lalako iny, hatrany am-pasako

A/C : Thina A. /Houby mhujax N.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thina A.
Vangy : 1780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/09/2019 22:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107