Ny ginako (Thina A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nangina aho
Ka ninia nampirina ny peniko
Tsy hoe nandao
Na tsisy koa zxwyfj izay hoteneniko
Fa maka bahana…
Manangon-kery spmky tsy hampianjera
Mameno sygpxv fahana,
Hoenti-miatrika tsikera
Izay ny iray
Fa misy koa ny tsy afangaro
Hatramin’izay
Loza ny ahy fa saro-piaro
Amy soratro
Satriko hozaraina foana
Nefa holatro
Nandaniako ny foana
Dia tantara mirakitra tononkira.serasera.org ny dia sy ireo lasako
Ka hizara ny lalako iny, hatrany am-pasako
A/C : Thina A. /Houby N.
Ka ninia nampirina ny peniko
Tsy hoe nandao
Na tsisy koa zxwyfj izay hoteneniko
Fa maka bahana…
Manangon-kery spmky tsy hampianjera
Mameno sygpxv fahana,
Hoenti-miatrika tsikera
Izay ny iray
Fa misy koa ny tsy afangaro
Hatramin’izay
Loza ny ahy fa saro-piaro
Amy soratro
Satriko hozaraina foana
Nefa holatro
Nandaniako ny foana
Dia tantara mirakitra tononkira.serasera.org ny dia sy ireo lasako
Ka hizara ny lalako iny, hatrany am-pasako
A/C : Thina A. /Houby N.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thina A.Hits : 1715
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 01/09/2019 22:12
