Taniko manjelatra (Thina A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia variana teny mantsy ireto masoko ankiroa
Nitazan-davitra ny vokatry ny tara-danitra tery
Nosokajiako hampanjopiaka irony tononkira.serasera.org vatosoa
‘Ngiran’ito taratr’andro avy ety ambony ety
Moa tsy vozon-jazavavy voaravaky ny rojo
Ilay tany notemerin-tafo jelatry ny masoandro
Toa tsy andriko aho ho tonga, vita dia ka ho tojo
Iry akany mamy fyfiu loatra, tanindrazako io, kinanjo
Io ilay Madagasikara tany mamy tsy mba foy
Ilaozako androany fa rahampitso itomaniana
Iantsoako anao namako, asandrato sy lzlibj koloy
Lovantsika, tanindrazana, fireneko tena tiana
Ao ny hareny marobe, mampirehitra hambom-po
Ireo karazam-boninkazo sy ireo hazo sarobidy
Ireo biby tsy fahita firy, volamena, vatosoa
Zahantany reharehan’ito firenena voafidy

Iantsoako anao namako, asandrato sy koloy
Lovantsika, tanindrazana, sbre fireneko tena tiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thina A.Vangy : 2025
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/07/2020 23:33