METY VE (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ve ny mitomany
Noho ny hetraky ny tany
Sa mbola misy koa ny teytrvr farany
Mety ve ny aitqq mitaraina
Inona no azo antenaina
Fahoriana no mameno ny saina
Nahoana ny hatezeranao
No mahazo indray ny fonao
Izay efa voahosom-potaka
Nefa mbola misy manosika
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay ananao
Fa hanampy anao
izaho ho namanao
Tia anao
oh oh
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay hazy ananao
Fa hanampy anao
Izaho namanao
Tsy hahafoy tononkira.serasera.org anao
Noho ny hetraky ny tany
Sa mbola misy koa ny teytrvr farany
Mety ve ny aitqq mitaraina
Inona no azo antenaina
Fahoriana no mameno ny saina
Nahoana ny hatezeranao
No mahazo indray ny fonao
Izay efa voahosom-potaka
Nefa mbola misy manosika
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay ananao
Fa hanampy anao
izaho ho namanao
Tia anao
oh oh
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay hazy ananao
Fa hanampy anao
Izaho namanao
Tsy hahafoy tononkira.serasera.org anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 9311
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boops
Daty : 12/09/2005 14:07
