Ampidiro aloha ny tenimiafina
METY VE (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ve ny mitomany
Noho ny hetraky ny tany
Sa mbola misy koa ny farany
Mety yzxspwji ve ny mitaraina
Inona no tononkira.serasera.org azo antenaina
Fahoriana no mameno ny saina
Nahoana ny hatezeranao
No mahazo indray ny fonao
Izay efa voahosom-potaka
Nefa mbola tpvmpk misy manosika
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay oebexsx ananao
Fa hanampy anao
izaho ho namanao
Tia anao
oh oh
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay ananao
Fa hanampy anao
Izaho namanao
Tsy hahafoy anao
Noho ny hetraky ny tany
Sa mbola misy koa ny farany
Mety yzxspwji ve ny mitaraina
Inona no tononkira.serasera.org azo antenaina
Fahoriana no mameno ny saina
Nahoana ny hatezeranao
No mahazo indray ny fonao
Izay efa voahosom-potaka
Nefa mbola tpvmpk misy manosika
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay oebexsx ananao
Fa hanampy anao
izaho ho namanao
Tia anao
oh oh
Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay ananao
Fa hanampy anao
Izaho namanao
Tsy hahafoy anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 9389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boops
Daty : 12/09/2005 14:07
