Zaho tsy hiala (Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nofidianao ho zanakao malalanao eh
Toy ny voro-mahery tsy miady irery fa manana Anao
Tafiditra an-dapa nahazo laka hidera Anao eh
Sanatria raha hiala anaty vala zahay tononkira.serasera.org zanakao
Ref:
Zah tsy hiala eh
Tsy onhkg hiala eh
Tsy hiala Aminao
Zah tsy hiala eh
Tsy hiala eh
F'efa nofidianao
Falifaly ny fo ravo tokoa nomenao talenta
Hirahira sy dia no hasandratray ho Anao ry Ray
Hisaorako Anao izay rehetra nataonao ahy
Tsy caiua hivadika intsony f'efa babonao, efa resinao
Ianao ry Ray aminay Roi
Tokana iray Jehovah
Nahary anay nofo sy rà
Mandrakizay tsy hiala Aminao pchefgr zah
Mba tahio tsy hivarina
Anaty antsana lalina
Tsy tonga hiantsos ny marina
F'izay mino no tafarina
Alaviro ny fakam-panahy
Isan'andro aman'alina
Mitady hangeja amam-panahy
Tsy mampilamina
Fiainana mitsapatsapa
Enta mavesatra tsy zaka
Mandatsa, mandratra
Fisianao no mampitraka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA)Vangy : 1035
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ChoraleAFA
Daty : 08/08/2024 04:38