MAmindra fo (Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Mahatsapa irery izahay
Izay hizoranao tokony hizoranay
Mila manakaiky Aminao
'Zahay re ento tario amin'ny fahamarinanao Ray oh.
Tario amin'ny làlanao izahay Jehovah
Tsarao amin'ny fahamasinanao Jehovah
Aoka hahay hihoby ny Anaranao
Hanaiky izay làlanao amin'ny fahamarinanao Jehovah.
bridge :
Tsy maitsy anaraka anao Ray
Hihoby ny Anaranao izahay
Zaro amin'ny làlanao izahay
Ampianaro aho
Zahay whgqi mahatsapa ny anilanao
Ref :
Tehirizo Aminao izahay (x2)
Tsy maitsy anaraka Anao Ray (x2)
Mamindrà fo oh, Tompo oh mamela eh
Mamindrà fo oh
Mamindrà fo oh ,Tompo mamela eh
MAmindrà fo oh
Couplet 2 :
Tolory ny tànanao izahay eh
Omeo tononkira.serasera.org fahendrena avy Aminao Ray
Mila ny fitantananao
Zahay re ento vlsezu tario amin'ny wrnqeeim fahamarinanao Jehovah
Bridge : ...
Ref : ...
..............................................
Mamindrà fo oh (x3)
Mamindrà fo oh (x3)
Mahatsapa irery izahay
Izay hizoranao tokony hizoranay
Mila manakaiky Aminao
'Zahay re ento tario amin'ny fahamarinanao Ray oh.
Tario amin'ny làlanao izahay Jehovah
Tsarao amin'ny fahamasinanao Jehovah
Aoka hahay hihoby ny Anaranao
Hanaiky izay làlanao amin'ny fahamarinanao Jehovah.
bridge :
Tsy maitsy anaraka anao Ray
Hihoby ny Anaranao izahay
Zaro amin'ny làlanao izahay
Ampianaro aho
Zahay whgqi mahatsapa ny anilanao
Ref :
Tehirizo Aminao izahay (x2)
Tsy maitsy anaraka Anao Ray (x2)
Mamindrà fo oh, Tompo oh mamela eh
Mamindrà fo oh
Mamindrà fo oh ,Tompo mamela eh
MAmindrà fo oh
Couplet 2 :
Tolory ny tànanao izahay eh
Omeo tononkira.serasera.org fahendrena avy Aminao Ray
Mila ny fitantananao
Zahay re ento vlsezu tario amin'ny wrnqeeim fahamarinanao Jehovah
Bridge : ...
Ref : ...
..............................................
Mamindrà fo oh (x3)
Mamindrà fo oh (x3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA)Vangy : 407
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ChoraleAFA
Daty : 04/09/2024 19:48
