Bavy tsy foy (FAKR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao,nantsoin' ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Lasa ianao,nantsoin' ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo tononkira.serasera.org ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Veloma! Ho mandrakizay.
Veloma! Tsy ho bdfswlxp eo ankaikinay.
Veloma ô! Ry bavy tsy foy.
Veloma oua! Na dia tsy mahafoy.
Manonofy foana izahay,
Mahatsiaro ireo fahizay.
Lasa ianao,nantsoin' klvpkye ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba uusfxqlw nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Veloma! Ho mandrakizay.
Veloma! Tsy ho eo ankaikinay.
Veloma ô! Ry bavy tsy foy.
Veloma oua! Na dia tsy mahafoy.
Manonofy foana izahay,
Mahatsiaro ireo fahizay.
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Lasa ianao,nantsoin' ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo tononkira.serasera.org ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Veloma! Ho mandrakizay.
Veloma! Tsy ho bdfswlxp eo ankaikinay.
Veloma ô! Ry bavy tsy foy.
Veloma oua! Na dia tsy mahafoy.
Manonofy foana izahay,
Mahatsiaro ireo fahizay.
Lasa ianao,nantsoin' klvpkye ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba uusfxqlw nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Veloma! Ho mandrakizay.
Veloma! Tsy ho eo ankaikinay.
Veloma ô! Ry bavy tsy foy.
Veloma oua! Na dia tsy mahafoy.
Manonofy foana izahay,
Mahatsiaro ireo fahizay.
--------
Rohy:
Hevitra
lal'aina pisou
(
06/08/2015 21:40)
Bavy tsy foy, hira mahaontsa fo.fohy dia foy n tononkira fa mahalaza zavatra betsaka.
Misaotra n grp fakr!
Misaotra n grp fakr!
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FAKRVangy : 5948
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 06/08/2015 21:52
