KOZY MILAY (FAKR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KOZY MILAY

Tonga aty z’hay fa misy kôzy kely iray
Atsipinay vazo maro toa milay
Nahita izahay hazavana hafa indray
Nitarika ahy ka tonga eto miaraka

REF : Fa an an....tsy adalana izany
Fa an an...revy fotsiny ihany
Fa an an...miainga eto androany
Fa an an...ka tonga lavitra any

Tonga aty z’hay fa misy kôzy kely iray
Atsipinay vazo maro toa milay
Nahita izahay hazavana hafa indray
Nitarika ahy ka tonga eto miaraka

REF : Fa an an....tsy adalana izany
Fa an an...revy fotsiny ihany
Fa an an...miainga eto androany
Fa an an...ka tonga lavitra any

NANOU : Niakatra dia niakatra dia tonga eto ilay FAKR
Miantso anao izy anal’azy hirevy miaraka
Miaraka, hanaraka dia tsy misy manaiky ho valaka
Fa ny kôzy rehetra dia OK
Ilay FAKR kosa milay be
Dia ny inspirako no nalefako hikoriana
Fa ny kôf’boy miroka nefa koa mirima
Rima ,hafatra mamela takaitra mahaketraka
Mipôka eny aminao nefa tsy mba mahalao
Dia ny tananao ambony, ny herinao angony
Fa ny revy efa niainga tsy hijanona intsony
Ontsony, vatana ,loha alao anonja be
Fa ny revy rehetra dia OK, ilay FAKR kosa milay be

REF : Fa an an....tsy adalana izany
Fa an an...revy fotsiny ihany
Fa an an...miainga eto androany
Fa an an...ka tonga lavitra any

FAKR
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FAKR
Vangy : 3255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 05/08/2002 22:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3235