FITIA MADIO (TOKO TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tsaronao ve? ’zao isika izao,
Fony zaza nilalao,nalaina nifandao,
Tadidinao ve? tany ampianarana,
Ny hvgb Dablio nilaharana, nisy hasambarana,
Fa adinon’ny vintana aho,tsy toa anao,
Nitady fitia,tsy toloranao e,
vxjgplj REF: Fitia madio,tsy miangatra,mba rahoviana,
Tsisy resaka saranga na fihaviana,
’Zaho leroa mba tia an’i madama,
Tia an’i madama dia tia an’i madama,
Azoko qapn atao ve?ny hitia anao,
’Zaho efa babonao tanteraka,
Nefa valala sy lolo,samy hafa volo,
Ianao voninkazo tsara kolokolo,
Ka ny any aoriana no tsy tantinao,
Sao izaho faharoa ireo dimbinao,
REF: (...)
tononkira.serasera.org R.RAMPAL
Fony zaza nilalao,nalaina nifandao,
Tadidinao ve? tany ampianarana,
Ny hvgb Dablio nilaharana, nisy hasambarana,
Fa adinon’ny vintana aho,tsy toa anao,
Nitady fitia,tsy toloranao e,
vxjgplj REF: Fitia madio,tsy miangatra,mba rahoviana,
Tsisy resaka saranga na fihaviana,
’Zaho leroa mba tia an’i madama,
Tia an’i madama dia tia an’i madama,
Azoko qapn atao ve?ny hitia anao,
’Zaho efa babonao tanteraka,
Nefa valala sy lolo,samy hafa volo,
Ianao voninkazo tsara kolokolo,
Ka ny any aoriana no tsy tantinao,
Sao izaho faharoa ireo dimbinao,
REF: (...)
tononkira.serasera.org R.RAMPAL
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TOKO TELOVangy : 19795
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/01/2003 14:53
