FITIA MADIO (TOKO TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tsaronao ve? ’zao isika izao,
Fony zaza nilalao,nalaina nifandao,
Tadidinao ve? tany ampianarana,
Ny Dablio nilaharana, nisy hasambarana,
Fa adinon’ny vintana aho,tsy toa anao,
Nitady fitia,tsy toloranao e,
fnecxmjj REF: Fitia madio,tsy miangatra,mba rahoviana,
Tsisy resaka saranga na fihaviana,
’Zaho leroa mba tia an’i ncxxssf madama,
Tia an’i madama dia tia tononkira.serasera.org an’i madama,
Azoko atao ve?ny hitia anao,
’Zaho efa babonao tanteraka,
Nefa valala sy lolo,samy hafa volo,
Ianao voninkazo tsara kolokolo,
Ka ny any aoriana no khms tsy tantinao,
Sao izaho faharoa ireo dimbinao,
REF: (...)
R.RAMPAL
Fony zaza nilalao,nalaina nifandao,
Tadidinao ve? tany ampianarana,
Ny Dablio nilaharana, nisy hasambarana,
Fa adinon’ny vintana aho,tsy toa anao,
Nitady fitia,tsy toloranao e,
fnecxmjj REF: Fitia madio,tsy miangatra,mba rahoviana,
Tsisy resaka saranga na fihaviana,
’Zaho leroa mba tia an’i ncxxssf madama,
Tia an’i madama dia tia tononkira.serasera.org an’i madama,
Azoko atao ve?ny hitia anao,
’Zaho efa babonao tanteraka,
Nefa valala sy lolo,samy hafa volo,
Ianao voninkazo tsara kolokolo,
Ka ny any aoriana no khms tsy tantinao,
Sao izaho faharoa ireo dimbinao,
REF: (...)
R.RAMPAL
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TOKO TELOVisites : 19143
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/01/2003 14:53
