Fahatsiarovana (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tsy mety hadinon'ny saiko
Ny zava-niserana tononkira.serasera.org fony tanora
Toa aloka hsprqqha fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika vixfnfv kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty stlxc fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina.
Ny zava-niserana tononkira.serasera.org fony tanora
Toa aloka hsprqqha fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika vixfnfv kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty stlxc fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rasamy GitaraVangy : 3680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/02/2015 00:00
