Fahatsiarovana (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tsy mety hadinon'ny saiko
Ny zava-niserana fony tanora
Toa aloka fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo tononkira.serasera.org navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola dlumhejm qqtcj miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa zhko tadiavin'ny fo ratraina.
Ny zava-niserana fony tanora
Toa aloka fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo tononkira.serasera.org navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola dlumhejm qqtcj miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa zhko tadiavin'ny fo ratraina.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rasamy GitaraHits : 3780
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/02/2015 00:00
