Fahatsiarovana (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tsy aaegj mety hadinon'ny saiko
Ny zava-niserana fony cechwbre tanora
Toa aloka fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy tononkira.serasera.org mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa ycknj feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina.
Ny zava-niserana fony cechwbre tanora
Toa aloka fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy tononkira.serasera.org mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa ycknj feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rasamy GitaraHits : 3780
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/02/2015 00:00
