Vavaka ho an'ny paosy (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miala ry devolin'ny tsy fananam-bola
Izaho leo adim-piainana loha vaky mila ho sola
Mba leo aho, mba leo aho
Mialà ry fahasahiranana fa mankaleo ô
Andriamanitra, ilay paosinay io mba jereo ô
Mba leo aho, mba leo tlproa aho
Lalana lavitra ilay ho haaeeni alehanao
Tianao ho lafatra ilay wevmax fiainanao
Fa aleo ampatsiahiviko anao
Fa tsy manamanam-bola ianao
Nofinao no be dia be nefa,
Paosinao io goaka be dia izao,
Izao no vavaka raha hoe araho

Marary tononkira.serasera.org manavy ny poketranay
Efa raha nihena hatramin'ireo rakitray
Ray! Ray!
Maradratra mihitsy anie ho'aho le fonay
Nefa raha mivarotra taova fanahy
Ray, Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tann FayaVangy : 2206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 02/08/2022 20:11