MAMELA AZY (HIRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gkgrho Marina fa ckvcjoob nanao ny tsy nety izy
Nanao hadisoana taminao
Nankarary anao tokoa ireny
Navesatra tao am-ponao
Raha niteny sy nitaraina
Tsy mba nohenoiny ianao.
Anefa izao, tonga aminao tononkira.serasera.org izy
Mifona sy mitalaho
Ka mba raiso raha sitrakao
ciounts Mamela azy, fa aza manamafy ny fonao.
Izay fotoana rehetra izay mantsy
Nisy nahafahany nisaintsaina
Nahatsapany izay tsy nety
Sy nahafantarany f’ianao ilainy
Nivoady ny tsy hamerina intsony
Ny fitiavany anao efa lalina ao am-pony.
Anefa izao, tonga aminao izy
Mifona sy mitalaho
Ka mba raiso raha sitrakao
Mamela azy, fa aza manamafy ny fonao.
Tonony sy feony : Henri Rachel
Nanao hadisoana taminao
Nankarary anao tokoa ireny
Navesatra tao am-ponao
Raha niteny sy nitaraina
Tsy mba nohenoiny ianao.
Anefa izao, tonga aminao tononkira.serasera.org izy
Mifona sy mitalaho
Ka mba raiso raha sitrakao
ciounts Mamela azy, fa aza manamafy ny fonao.
Izay fotoana rehetra izay mantsy
Nisy nahafahany nisaintsaina
Nahatsapany izay tsy nety
Sy nahafantarany f’ianao ilainy
Nivoady ny tsy hamerina intsony
Ny fitiavany anao efa lalina ao am-pony.
Anefa izao, tonga aminao izy
Mifona sy mitalaho
Ka mba raiso raha sitrakao
Mamela azy, fa aza manamafy ny fonao.
Tonony sy feony : Henri Rachel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIRAVangy : 4763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DERATOX
Daty : 07/07/2007 08:38
