HIZARA FITIA (Ftvlm Ambohitrinibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa lasa saina teo
Nitraka indray tononkira.serasera.org avy eo
Nahita ny hatsarana asehonao Ray be fitia
Nanjary ho mpankafy
Dia nankafy indray
Nanomboka sahisahy
Nangataka izay nilaina ho velona sy miaina
Manome sy mandray
Ref:
Hizara fitia
Hilaza indray fa hoe any ho any
Dia misy Ray izay mpamatsy fanahy ye
Mijery ahy sy mitsinjo eo ihany
Hizara fitia
Hizara indray fa hoe tena mamy
'Lay misy Mpiahy manome hatrany ye
Jehovah Ray tsy manary eo izany
2-Nomena be dia be
Avy eo mba nanome
Fitiavana ho entina miaina sy mizara
Ny dbgf soa sy ny tsara
Mitsikitsiky ery
Rehefa eo ilay fitia
Mitafy ny xgbtbze hatsaran'i Jesô zoky ianao ka sahy
Mifaly sy mandihy
Ref: Hizara fitia...
Ôôô ôôô ô ô ô! x 2
Hizara fitia
Hilaza indray fa hoe any ho any
Dia misy Ray qylu izay mpamatsy fanahy ye
Mijery ahy sy mitsinjo eo ihany
Hizara fitia
Hizara indray fa hoe tena mamy
'Lay misy mpiahy manome hatrany ye
Jehovah Ray tsy manary eo izany.
HIZARA FITIA...!????
Nitraka indray tononkira.serasera.org avy eo
Nahita ny hatsarana asehonao Ray be fitia
Nanjary ho mpankafy
Dia nankafy indray
Nanomboka sahisahy
Nangataka izay nilaina ho velona sy miaina
Manome sy mandray
Ref:
Hizara fitia
Hilaza indray fa hoe any ho any
Dia misy Ray izay mpamatsy fanahy ye
Mijery ahy sy mitsinjo eo ihany
Hizara fitia
Hizara indray fa hoe tena mamy
'Lay misy Mpiahy manome hatrany ye
Jehovah Ray tsy manary eo izany
2-Nomena be dia be
Avy eo mba nanome
Fitiavana ho entina miaina sy mizara
Ny dbgf soa sy ny tsara
Mitsikitsiky ery
Rehefa eo ilay fitia
Mitafy ny xgbtbze hatsaran'i Jesô zoky ianao ka sahy
Mifaly sy mandihy
Ref: Hizara fitia...
Ôôô ôôô ô ô ô! x 2
Hizara fitia
Hilaza indray fa hoe any ho any
Dia misy Ray qylu izay mpamatsy fanahy ye
Mijery ahy sy mitsinjo eo ihany
Hizara fitia
Hizara indray fa hoe tena mamy
'Lay misy mpiahy manome hatrany ye
Jehovah Ray tsy manary eo izany.
HIZARA FITIA...!????
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ftvlm AmbohitrinibeVangy : 1055
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Amboara22
Daty : 28/11/2023 10:16
