Mpandresy (Yoon sy Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy maintsy handresy ianao raha mbola Izy lwve no inoanao.
Namako ô, andao hiaradia.
      Tsy maintsy handresy ianao raha mbola Izy no inoanao
Namako ô, anadao hiaradia


Fa tsara Jesoa ,Mahery Izy
Tsy miova Izy,omaly sy anio
Ny Mino Azy ,dia tsy ho very
Raha hamakivaky izao fiainana izao.
   Satria lehibe sxfzpoof ,ny ao anatinao
  Noho izao tontolo izao.

2-Tsy maintsy handresy ianao satria Izy,
Naharesy ,naharesy izao tononkira.serasera.org tontolo izao.
Satria lehibe ny anatinao noho aqwr ny amin'izao tontolo izao ,
Havako ô,mahereza matokia,satria...

Fa tsara Jesoa Mahery Izy,
Tsy miova Izy ,omaly sy anio.
Ny Mino Azy, dia tsy ho very ,
Raha hamakivaky izao fiainana izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Yoon sy Tahina
Vangy : 1212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herto
Daty : 24/12/2022 12:09
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111