Mpandresy (Yoon sy Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy maintsy handresy ianao raha mbola Izy no inoanao.
Namako ô, andao hiaradia.
      Tsy maintsy handresy ianao raha mbola Izy no inoanao
Namako ô, anadao hiaradia


Fa tsara Jesoa ,Mahery Izy
Tsy miova Izy,omaly sy anio
Ny Mino Azy ,dia tsy ho very
Raha hamakivaky izao fiainana izao.
   Satria lehibe ,ny ao anatinao
  Noho izao tontolo izao.

2-Tsy maintsy handresy ianao satria Izy,
Naharesy ,naharesy izao tontolo izao.
Satria lehibe ny anatinao noho ny amin'izao tontolo izao ,
Havako ô,mahereza matokia,satria...

Fa tsara Jesoa Mahery Izy,
Tsy miova Izy ,omaly sy anio.
Ny Mino Azy, dia tsy ho very ,
Raha hamakivaky izao fiainana izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Yoon sy Tahina
Hits : 464
Likes : 0 Like
Created by : Herto
Date : 24/12/2022 12:09
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135