Mpandresy (Yoon sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy maintsy handresy ianao raha mbola Izy no inoanao.
Namako ô, pqwop andao hiaradia.
Tsy maintsy handresy ianao raha mbola Izy no inoanao
Namako ô, anadao hiaradia
Fa tsara Jesoa ,Mahery Izy
Tsy miova Izy,omaly sy anio
Ny Mino Azy ,dia tsy ho very
Raha tononkira.serasera.org hamakivaky izao fiainana izao.
Satria lehibe ,ny cegaui ao anatinao
Noho izao tontolo izao.
2-Tsy maintsy handresy ianao satria Izy,
Naharesy ,naharesy izao tontolo izao.
Satria lehibe ny anatinao noho ny amin'izao tontolo izao ,
Havako ô,mahereza matokia,satria...
Fa tsara Jesoa Mahery Izy,
Tsy miova Izy ,omaly sy anio.
Ny Mino Azy, dia tsy ho very ,
Raha hamakivaky izao fiainana izao hnbovvnn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Yoon sy TahinaVisites : 1149
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Herto
Date : 24/12/2022 12:09