FAHAFAHANA (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHAFAHANA – NY FEON’NY MPANDRESY
Tsy ho ela, tsy ho ela
Uhm uhm uhm

Vao mifoha maraina e, dia sahiran-tsaigna
Mandinika aho e, aya ty hohanigne
Ty olana mbfwltj be, toa tsy mety mivaha
Mitombo hatrany, tsy misy fahafahagna

Izaho tsy nagniry, zao toerana izao
An’iza ny tsiny? Jesosy fxksdz ambarao

Aiza e, aiza, aiza ii Jesosy ianao no fahafahagna

Ny hofantrano tsy voaloha, mahamenatra tokoa
Facturen’ny jirama, efa fito volana
Ny trosan’olona takiany, andro amagn’alignia
Ny ecolagen’ny ankizy efa toravan’ny mpampianatra

Ny orana tsy mirotsaka, ny tany tsy mamokatra
Ny tsena tsy mandeha, maty antoka ny mpivarotra
Marary tsy misy fanafody, na tokony ho sitrana
Jesosy ô, ambarao ô, omeo fahafahana

Aiza e, aiza, aiza ii Jesosy ianao no fahafahagna

Jeso ô, ianao no andrasanay, hamaha izany olan’izany
Jeso ô, ianao no tononkira.serasera.org antenainay, hamonjy anay amin’izany xcqrsmj rehetra izany

Tsy ho ela, tsy ho ela
Uhm uhm uhm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Vangy : 1695
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aurlien1
Daty : 02/12/2020 10:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112