Hanandratra fitia (Fafah Mitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa mbola tiako ianao
Dia tsotra fotsiny ihany
Ny fitia tsy kilalao
Fa ho doria ety an-tany
Fa iza tamin-tsika roa
No tsy diso teto an-tany
Ao ilay Ray tsitoha
Izy no mahalala izany
Ref:Koa manomboka izao
Ndeha isika hiara-dia
Ka izao sy ianao
Hanandratra fitia
Avalony amin’izay
Ireo adiady disadisa
Fitia no aleo vrwp hifandray
Toy ny masoandro mibaliaka
Raha toa malahelo ianao
Dia lazao amiko
Fa indsz ataoko izay hahafaly anao
Raha mbola tratry ny heriko
Raha toa ka jnaqufw misy fakam-panahy
Te handrava fitia
Esory hatreo ny tononkira.serasera.org ahiahy
Fa ny antsika ho doria
Mpihira:Fafah(pazzapa)
Toniny:Lola
Dia tsotra fotsiny ihany
Ny fitia tsy kilalao
Fa ho doria ety an-tany
Fa iza tamin-tsika roa
No tsy diso teto an-tany
Ao ilay Ray tsitoha
Izy no mahalala izany
Ref:Koa manomboka izao
Ndeha isika hiara-dia
Ka izao sy ianao
Hanandratra fitia
Avalony amin’izay
Ireo adiady disadisa
Fitia no aleo vrwp hifandray
Toy ny masoandro mibaliaka
Raha toa malahelo ianao
Dia lazao amiko
Fa indsz ataoko izay hahafaly anao
Raha mbola tratry ny heriko
Raha toa ka jnaqufw misy fakam-panahy
Te handrava fitia
Esory hatreo ny tononkira.serasera.org ahiahy
Fa ny antsika ho doria
Mpihira:Fafah(pazzapa)
Toniny:Lola
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fafah MitiaVangy : 1390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathiie
Daty : 04/09/2023 12:11
