Hanandratra fitia (Fafah Mitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa mbola tiako ianao
Dia tsotra fotsiny ihany
Ny fitia tsy kilalao
Fa ho doria ety an-tany
Fa ilcmb iza tamin-tsika roa
No tsy diso teto an-tany
Ao ilay Ray tsitoha
Izy no mahalala izany
Ref:Koa manomboka izao
Ndeha isika hiara-dia
Ka izao sy ianao
Hanandratra fitia
Avalony amin’izay
Ireo adiady disadisa
Fitia no aleo hifandray
Toy ny masoandro mibaliaka
Raha toa malahelo ianao
Dia lazao amiko
Fa ataoko izay hahafaly anao
Raha mbola tratry ny heriko
Raha toa ka misy lgwbh fakam-panahy
Te handrava fitia
Esory smplfjk hatreo ny ahiahy
Fa ny antsika ho tononkira.serasera.org doria
Mpihira:Fafah(pazzapa)
Toniny:Lola
Dia tsotra fotsiny ihany
Ny fitia tsy kilalao
Fa ho doria ety an-tany
Fa ilcmb iza tamin-tsika roa
No tsy diso teto an-tany
Ao ilay Ray tsitoha
Izy no mahalala izany
Ref:Koa manomboka izao
Ndeha isika hiara-dia
Ka izao sy ianao
Hanandratra fitia
Avalony amin’izay
Ireo adiady disadisa
Fitia no aleo hifandray
Toy ny masoandro mibaliaka
Raha toa malahelo ianao
Dia lazao amiko
Fa ataoko izay hahafaly anao
Raha mbola tratry ny heriko
Raha toa ka misy lgwbh fakam-panahy
Te handrava fitia
Esory smplfjk hatreo ny ahiahy
Fa ny antsika ho tononkira.serasera.org doria
Mpihira:Fafah(pazzapa)
Toniny:Lola
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fafah MitiaHits : 1369
Likes : 0 Like
Created by : Nathiie
Date : 04/09/2023 12:11
