Fadio ny mitsara (Tahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny izy fa tonga menamenatra
Hita fa mbola vao atý am-pita
Ianao izay efa ela tatý
Raha sendra mifanena akia
Itsikio ftttr sy arahabao
Olona mitovy fihaviana ihany
Tsy haka tononkira.serasera.org ny toeranao ny tanjony
Ampahafantaro azy akia
Ny fomba hampalefaka ny fiainany atý
Tadidio fa teo koa ianao
Aza latsainao ny fomba fiankanjony
Aza esoinao ny fihetsiny
Fadio ny mitsara azy
Fadio ny oenkvh mitsara.
?Mafy ny hamorom-piainam-baovao
Lavitra imjdqth ny havana sy ireo namana
Hiady irery an-tanin'olona akia
Mahatsiaro ireo tavela any
Mahahelo mitomany?
Hita fa mbola vao atý am-pita
Ianao izay efa ela tatý
Raha sendra mifanena akia
Itsikio ftttr sy arahabao
Olona mitovy fihaviana ihany
Tsy haka tononkira.serasera.org ny toeranao ny tanjony
Ampahafantaro azy akia
Ny fomba hampalefaka ny fiainany atý
Tadidio fa teo koa ianao
Aza latsainao ny fomba fiankanjony
Aza esoinao ny fihetsiny
Fadio ny mitsara azy
Fadio ny oenkvh mitsara.
?Mafy ny hamorom-piainam-baovao
Lavitra imjdqth ny havana sy ireo namana
Hiady irery an-tanin'olona akia
Mahatsiaro ireo tavela any
Mahahelo mitomany?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TahianaVangy : 1588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/08/2018 12:43
