Fadio ny mitsara (Tahiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny izy fa tonga menamenatra
Hita tnvvqe fa mbola vao atý am-pita
Ianao izay tononkira.serasera.org efa ela tatý
Raha sendra mifanena akia
Itsikio sy arahabao

Olona mitovy fihaviana ihany
Tsy haka ny toeranao ny tanjony
Ampahafantaro azy akia
Ny fomba hampalefaka ny fiainany atý
Tadidio fa teo koa ianao crfbuoo

Aza latsainao ny fomba fiankanjony
Aza esoinao ny fihetsiny
Fadio ny mitsara azy
Fadio ny mitsara.

?Mafy ny hamorom-piainam-baovao
Lavitra ny havana sy ireo namana
Hiady irery an-tanin'olona akia
Mahatsiaro ireo tavela hqxl any
Mahahelo mitomany?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tahiana
Vangy : 1537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/08/2018 12:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1429