Fadio ny mitsara (Tahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Iny izy fa tonga menamenatra
Hita fa mbola vao atý am-pita
Ianao izay efa ela tatý
Raha sendra mifanena jadl akia
Itsikio sy arahabao
Olona mitovy fihaviana ihany
Tsy haka ny toeranao ny tanjony
Ampahafantaro azy akia
Ny fomba hampalefaka fhdravd ny fiainany atý
Tadidio fa teo koa ianao
Aza latsainao ny fomba fiankanjony
Aza esoinao ny fihetsiny
Fadio ny mitsara azy
Fadio lsup ny mitsara.
?Mafy ny hamorom-piainam-baovao
Lavitra ny havana sy ireo namana
Hiady irery an-tanin'olona akia
Mahatsiaro ireo tavela any
Mahahelo mitomany?
Iny izy fa tonga menamenatra
Hita fa mbola vao atý am-pita
Ianao izay efa ela tatý
Raha sendra mifanena jadl akia
Itsikio sy arahabao
Olona mitovy fihaviana ihany
Tsy haka ny toeranao ny tanjony
Ampahafantaro azy akia
Ny fomba hampalefaka fhdravd ny fiainany atý
Tadidio fa teo koa ianao
Aza latsainao ny fomba fiankanjony
Aza esoinao ny fihetsiny
Fadio ny mitsara azy
Fadio lsup ny mitsara.
?Mafy ny hamorom-piainam-baovao
Lavitra ny havana sy ireo namana
Hiady irery an-tanin'olona akia
Mahatsiaro ireo tavela any
Mahahelo mitomany?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TahianaHits : 1507
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 21/08/2018 12:43
