Mariazy (José sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mcjcm Tsy hrzn hanindroa tsy hanampaharoa
Izao andro anio izao
Tsy mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao ho tononkira.serasera.org vadiko
Ka na mora na ho sarotra aza
Ho tia sy vonhpwff hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
Izao andro anio izao
Tsy mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao ho tononkira.serasera.org vadiko
Ka na mora na ho sarotra aza
Ho tia sy vonhpwff hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : José sy TahinaVangy : 10634
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 22:47
