ny hafatro (zovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao, ilaza izao hafatro izao
Izy hoe tsy afa miakatra fa sahirana
Raha mitomany izy no hitanao, miangavy anao aho gvpzbwv mba ilaza izao
Iny hoe ilay mosoara nampitondrainy ahy
ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy'aho
yqot Ny hafatrafatra izay nomeko
Izy hoe ngoma lava aty
Tsy ho ela intsony dia hiverindia
Tsarony foana isanandro hoe, ireo dina izay nifanaovana
Tandremo hoe sao tononkira.serasera.org solafaka ny foko manantena
Ilay sary iray izao nomenao ahy, mandrotika ny fo fanany
Maty horokoroka sy safosafo
ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy'aho
jumfh Ny hafatrafatra izay nomeko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : zovyVangy : 1420
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : helico
Daty : 22/03/2022 17:35