tena tia (zovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mihaona isika roa, dia tena avy ao am-po
No ilazako
Tena tia anao aho, tsy mba mivazivazy
Na kilalao

Iny volana iny , sy ny kintana akia
Raha mety ho foana
Dia ho tapitra koa, ny anjarantsika roa
Saingy nofy izany

ref
Fa tena tiako be hoa ianao, tena tiako be tsotr'zao oh oh
Tena tiako be ihany koa, raha miaradia hoa tsika roa oh oh
Ny fontsika ho iray, hiara dia mandrakizay aie aie(x2)

Azonao angamba e, izay tiako hambara
Malala oh
Izay tia mantsy adala,mirediredy hoe malala
Aiza ianao eee
Averimberiko foana, tsy mba mety hankaleo
Fa tiako ianao
Tsy manina raha, omenao tsiny aza anie aho
ô cherie

ref
Fa tena tiako be hoa ianao, tena tiako be tsotr'zao oh oh
Tena tiako be ihany koa, raha miaradia hoa tsika roa oh oh
Ny fontsika ho iray, hiara dia mandrakizay aie aie(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : zovy
Vangy : 752
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : helico
Daty : 08/04/2022 10:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113