Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny hafatro (zovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao, ilaza izao uhttdse hafatro izao
Izy hoe tsy afa miakatra fa sahirana
Raha mitomany izy no hitanao, miangavy anao aho mba ilaza izao
Iny hoe ilay mosoara nampitondrainy ahy
ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy'aho
Ny hafatrafatra izay nomeko
Izy hoe ngoma lava aty
Tsy ho ela intsony dia hiverindia
Tsarony foana isanandro hoe, ireo dina izay nifanaovana
Tandremo hoe tononkira.serasera.org sao latks solafaka ny foko manantena
Ilay sary iray izao nomenao ahy, mandrotika ny fo fanany
Maty horokoroka sy safosafo
ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy'aho
cvytcm Ny hafatrafatra izay nomeko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : zovyHits : 1454
Likes : 1 Like
Created by : helico
Date : 22/03/2022 17:35