Karan-jegny (Denise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay marary aminao marary aminahy
'Zay mangotsoko aminao mbo tsy mobzxvp digniko ho ahy
Rimorimon'asa loha donko afaka, eo anao
N'aiza n'aiza tany hombako manampo zaho aminao

Isan'andro vaky, anao mameno loha
Tegna tsy tana zaho, te xjew hanjody aminao
Ho ataoko aby 'zay mahasambatra anao
Mba ho hitanao va fitiavako anao

Karan-jegny, karan-jegny atao mitia  
Karan-jegny, dyug karan-jegny atao mitia anao

Haiko fa tsy hainao, tsy hainao
Fiantraikan'ny fisianao amin'ny fiainako jiaby
Tsikitsiky sy hafagnana mamelombelona ahy
Letra atsika roa nitrôtra, 'zaho te ho lava velogna

Isan'andro vaky, anao mameno loha
Tegna tsy tana zaho, te hanjody aminao
Ho ataoko aby 'zay mahasambatra tononkira.serasera.org anao rô
Mba ho hitanao va fitiavako anao

Karan-jegny, karan-jegny atao mitia  
Karan-jegny, karan-jegny ataoko mitia anao

Tsikitsiky sy hafagnana mamelombelona ahy
Letra atsika roa nitrôtra, 'zaho te ho lava velogna

Karan-jegny, karan-jegny atao mitia  
Karan-jegny, karan-jegny atao mitia anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Denise
Vangy : 22774
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/06/2019 23:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0183