Sambatra aho. (ALOMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho mahatsiaro fa tiana
Mientam-pifaliana
Izay rehetra manodidina ahy
Toa tiako cqrzw avokoa
Ireo hadalana natao
Tsy misy nanenenako
Ny lasa sy ireo fomba fanao
Tsy hiverenako

Ny masonao mibanjina ahy
No xpfaj mitory ilay fitia
Ankoatra ny nofinofy
Ankoatra ny eritreritra

Nomenao fitiavana aho
Mba hitiavako ny hafa
Nampianarinao ahy
Ny hasambaran'ny fo
Eny tononkira.serasera.org fantatro ankehitriny
Ny fisiako eto antany
Hiaina mba qvzzrqlq ho tia
Tia, ho tiavina.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ALOMA
Vangy : 5457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/12/2014 13:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102