Sambatra aho. (ALOMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho mahatsiaro fa tiana
Mientam-pifaliana
Izay rehetra manodidina ahy
Toa tiako avokoa
Ireo hadalana humoaxo natao
Tsy xshoyfcc misy nanenenako
Ny lasa sy ireo fomba tononkira.serasera.org fanao
Tsy rffnzala hiverenako
Ny masonao mibanjina ahy
No mitory ilay fitia
Ankoatra ny nofinofy
Ankoatra ny eritreritra
Nomenao fitiavana aho
Mba hitiavako ny hafa
Nampianarinao ahy
Ny hasambaran'ny fo
Eny fantatro ankehitriny
Ny fisiako eto antany
Hiaina mba ho tia
Tia, ho tiavina.
Mientam-pifaliana
Izay rehetra manodidina ahy
Toa tiako avokoa
Ireo hadalana humoaxo natao
Tsy xshoyfcc misy nanenenako
Ny lasa sy ireo fomba tononkira.serasera.org fanao
Tsy rffnzala hiverenako
Ny masonao mibanjina ahy
No mitory ilay fitia
Ankoatra ny nofinofy
Ankoatra ny eritreritra
Nomenao fitiavana aho
Mba hitiavako ny hafa
Nampianarinao ahy
Ny hasambaran'ny fo
Eny fantatro ankehitriny
Ny fisiako eto antany
Hiaina mba ho tia
Tia, ho tiavina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ALOMAVangy : 5458
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/12/2014 13:37
